Mada gif

Tonga soa eto amin'ny takelakiny fikambanana MADAGAS ' VAR

Ny anaran'ny fikambanana dia araka ny dikany satria izahay dia monina eto amin'ny VAR(atsimon'ny la Frantsa), noho izany dia teny iray ihany no avadika.

Iti fikambanana ity dia miorina araka ny lalana 1901,ary izahay dia fikambanana kely manampy ireo ankizy sahirana any Madagascar amin'ny fanomezana alalana ahafahan'izireo mankany am-pianarana.Mba ahafahanay manantanteraka izany dia mandray izay fanampiana rehetra izahay, ary mifandray  amin'ireo sekoly malagasy izay mila izany fanampiana izany;ka ireo namanay any an-toerana no mifandray mivantana amin'ireo mpanabe ary maka ireo lisitry ny zavatra ilain'izireo.

Arakaraka ny fahafahana misy eo am-pelatananay,avy eo dia hoentina eo amin'ny mpikambana izany fikasana izany ka ny mpikambana no mifidy ny anantanterahana azy na tsia. Ny ankizy no ho avy, ka anjarantsika olon-dehibe no manampy azireo ahazo fahalalana,ataonay amin'ny fo madio izany ka ny tsiky izay iharahantsika mahita eo amin'ny sarin'ireo ankizy ireo no sitraka azontsika avy amin'izireo.Izay manampikasana hanome tanana dia raisina an-tanandroa,

MISATRA BETSAKA TOMPOKO

francePolskaenglishallemandItalieRusseMonacoChineJapanespagneportugalsuede

Photos a Madagascar TONGA SOAmadagasvar001010.gif madagasvar001009.gif madagasvar001008.gif madagasvar001007.gif madagasvar001006.gif madagasvar001005.gif

 

 

MADAGAS ' VAR

 

Createur du Site
Acces a nos Photos